EFA VONONA AHO (Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
EFA VONONA AHO - FEO MAHAFALY NY ZIONA
Djoubi djouah... Djoubi Djoubi djouah…
Djoubi Djoubi Djoubi Djou…
Feno ady ny tany sy loza koa
Akaiky ny andro ihavian’ny Tompo
REF: Efa vonona aho (vonona ve ianao ?)
kfpzvh Ny aminy andro hiaviany (Ny aminy andro hiaviany)
Efa vonona aho (vonona ve ianao ?)
Ny aminy andro hiaviany
Sahirana ny olona mihajamba ny masony
Variana amin’ny adim-piainany
Tsy mitodika amin’ny Tompo
Hoy ny Tompo niteny tononkira.serasera.org tamin’i Noa
Manamboara sambo fiara
Raby, eso, hehy
No nataon’ny olona azy nanao ilay sambo (fiara e)
Nihevitra fa tsy hisy ny safo-drano
(nilatsaka ary ny oram-be)
Tantara marina io voalaza io e!
Ndeha jereo inona imsma ny voalazan’ny Baiboly (fa loza)
Satria ripaka iz’ireo avy xmps eo
Ouawh ouaaaah ieh !!
T : Herizo Raveloson
**************FMZ**************
Djoubi djouah... Djoubi Djoubi djouah…
Djoubi Djoubi Djoubi Djou…
Feno ady ny tany sy loza koa
Akaiky ny andro ihavian’ny Tompo
REF: Efa vonona aho (vonona ve ianao ?)
kfpzvh Ny aminy andro hiaviany (Ny aminy andro hiaviany)
Efa vonona aho (vonona ve ianao ?)
Ny aminy andro hiaviany
Sahirana ny olona mihajamba ny masony
Variana amin’ny adim-piainany
Tsy mitodika amin’ny Tompo
Hoy ny Tompo niteny tononkira.serasera.org tamin’i Noa
Manamboara sambo fiara
Raby, eso, hehy
No nataon’ny olona azy nanao ilay sambo (fiara e)
Nihevitra fa tsy hisy ny safo-drano
(nilatsaka ary ny oram-be)
Tantara marina io voalaza io e!
Ndeha jereo inona imsma ny voalazan’ny Baiboly (fa loza)
Satria ripaka iz’ireo avy xmps eo
Ouawh ouaaaah ieh !!
T : Herizo Raveloson
**************FMZ**************
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)Hits : 1068
Likes : 0 Like
Created by : mamybernard
Date : 25/07/2020 00:01
