BANJINONAO (Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tô ketraka ianao, tsy mahita vahaolana
Mitodia ary amin'Ilay Tompon'ny fanahafana
Matokia tononkira.serasera.org Ilay Andriamanitro
Ilay omaly sy ho kwjcqvsq mandrakizay
Manandrata feo ny tontolo
Fa efa nalefany ny ihoy Zanany

Izay miantso Azy dia avotany
Ndeh isika hidera
Banjinonao

Ny mddwkgt masonao, ny feonao, ny fonao ko
Hifaly fa tia an'I JESO!

****************FMZ****************

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)
Vangy : 660
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mamybernard
Daty : 23/02/2024 13:24
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2719