BANJINONAO (Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tô ketraka kzdbcnk ianao, tsy mahita vahaolana
Mitodia ary amin'Ilay Tompon'ny fanahafana
Matokia Ilay Andriamanitro
Ilay imizta omaly sy ho mandrakizay
Manandrata feo ny tontolo
Fa efa nalefany ny Zanany
Izay miantso tononkira.serasera.org Azy dia avotany
Ndeh isika hidera
Banjinonao
Ny masonao, ny feonao, ny fonao wlvu ko
Hifaly fa tia an'I JESO!
****************FMZ****************
Mitodia ary amin'Ilay Tompon'ny fanahafana
Matokia Ilay Andriamanitro
Ilay imizta omaly sy ho mandrakizay
Manandrata feo ny tontolo
Fa efa nalefany ny Zanany
Izay miantso tononkira.serasera.org Azy dia avotany
Ndeh isika hidera
Banjinonao
Ny masonao, ny feonao, ny fonao wlvu ko
Hifaly fa tia an'I JESO!
****************FMZ****************
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)Hits : 662
Likes : 0 Like
Created by : mamybernard
Date : 23/02/2024 13:24
