BANJINONAO (Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tô wkdrflj ketraka ianao, tsy mahita vahaolana
Mitodia ary amin'Ilay Tompon'ny fanahafana
Matokia Ilay Andriamanitro
Ilay omaly djwvl sy ho mandrakizay
Manandrata feo ny tontolo
Fa efa nalefany ny Zanany
Izay miantso Azy dia avotany
Ndeh isika hidera
Banjinonao
Ny masonao, ny tononkira.serasera.org otgygox feonao, ny fonao ko
Hifaly fa tia an'I JESO!
****************FMZ****************
Mitodia ary amin'Ilay Tompon'ny fanahafana
Matokia Ilay Andriamanitro
Ilay omaly djwvl sy ho mandrakizay
Manandrata feo ny tontolo
Fa efa nalefany ny Zanany
Izay miantso Azy dia avotany
Ndeh isika hidera
Banjinonao
Ny masonao, ny tononkira.serasera.org otgygox feonao, ny fonao ko
Hifaly fa tia an'I JESO!
****************FMZ****************
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)Visites : 661
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mamybernard
Date : 23/02/2024 13:24
