ANDAO HIFALY! (Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ))

1)Ô zandry e! Ô zoky e! Mifalia! Miravoa!
  Namana sy tapaka asandrato feonao!
  
  Asaramanitra anie izao andro izao, aoka hifaly izao sy ianao,
  ny sentosento sy ny tomàny esory hiala ajanony any.



2)Ô zoky e! Ô zandry e! Mifalia! Miravoa!
  Namana sy tapaka asandrato feTsiky dia ampyonao

  Jesosy Tompo anie nampifandray (an)tsika rehetra amin'ny Ray,
  Koa asandrato hatrany ireo hira, hira maneho feo fifaliana


Andao aseho ny firaisankina,
hiara-hanompo hanao asa fitoriana.
Izao sy ianao isika izao hiray fo sy saina vaovao.

T/F: Fenosoa Raveloson

****************FMZ***************

Mpihira : Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)
Mpamaky : 406
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : mamybernard
Tamin'ny : 30/07/2019 08:29:58
ID : 11942

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo