ANDAO HIFALY! (Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Ô zandry e! Ô zoky e! Mifalia! Miravoa!
Namana sy tapaka asandrato feonao!
tvps Asaramanitra anie izao andro izao, aoka hifaly izao sy ianao,
ny sentosento sy ny tomàny esory hiala ajanony any.
2)Ô zoky e! Ô zandry e! Mifalia! Miravoa!
Namana jhfsky sy tapaka asandrato feonao
Jesosy Tompo anie npvzttmj nampifandray antsika rehetra amin'ny Ray,
Koa asandrato hatrany ireo hira, hira maneho feo fifaliana
Andao aseho ny firaisankina,
hiara-hanompo hanao asa fitoriana.
Izao sy ianao isika izao hiray fo sy saina tononkira.serasera.org vaovao.
T/F: Fenosoa Raveloson
****************FMZ***************

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)Hits : 1035
Likes : 0 Like
Created by : mamybernard
Date : 30/07/2019 10:29