ANDAO HIFALY! (Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Ô zandry e! Ô zoky e! Mifalia! Miravoa!
Namana sy tapaka asandrato tononkira.serasera.org feonao!
Asaramanitra anie izao andro izao, aoka hifaly izao sy ianao,
ny sentosento sy ny tomàny esory hiala ajanony any.
2)Ô zoky e! Ô zandry e! Mifalia! Miravoa!
Namana sy tapaka asandrato feonao
Jesosy Tompo anie nampifandray antsika rehetra amin'ny Ray,
ummbibjf Koa asandrato hatrany ireo hira, hira maneho feo fifaliana
Andao aseho ny firaisankina,
hiara-hanompo hanao asa fitoriana.
Izao sy ianao isika izao hiray fo sy mofchpq saina vaovao.
T/F: yvwtkcp Fenosoa Raveloson
****************FMZ***************

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)Visites : 1032
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mamybernard
Date : 30/07/2019 10:29