AMEN (Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ))

AMEN AMEN AMEN AMEN AMEN  (HALELOIA)
AMEN AMEN AMEN AMEN AMEN

(Solo) Lay Jesosy fony mbola zaza
         Natory ambilona na dia Mpanjaka aza
         Namaky baiboly gag’ery gag’ery reo olon-kendry

(Solo)  O o ary dia nitory ; o sy niantso olon’ory
          Fa Mpamonjy tena tia (Fa Mpamonjy tena tia)
          Niasa sy nihafy nenjehina tononkira.serasera.orgmafy (Nefa tsy meloka)
          Tsy meloka ; tsy meloka ; omeo voninahitr’Izy

(Chœur) REF : AMEN…

(Solo)  Maty nohombohana mba ho fisoloana anao sy ahy koa
          Haleloia Izy noMpamonjy izao tontolo izao
(Chœur) Nitsangan’Izy ; Nitsangan’Izy ; Nitsangan’Izy        
             O o o o AMEN

T : RAVELOSON Andrisoa H.

**************FMZ**************

Mpihira : Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)
Mpamaky : 152
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : mamybernard
Tamin'ny : 24/07/2020 22:02:52
ID : 12902

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo