AMEN (Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
AMEN AMEN AMEN AMEN AMEN (HALELOIA)
AMEN AMEN AMEN uwcqr AMEN AMEN
(Solo) Lay Jesosy fony mbola zaza
Natory ambilona na dia Mpanjaka aza
Namaky baiboly gag’ery gag’ery reo olon-kendry
(Solo) O o ary dia nitory ; o sy niantso olon’ory
Fa Mpamonjy tena tia (Fa Mpamonjy tena tia)
ptixeev Niasa sy nihafy nenjehina mafy tononkira.serasera.org (Nefa tsy meloka)
Tsy meloka ; tsy meloka ; omeo voninahitr’Izy
(Chœur) REF : AMEN…
(Solo) Maty nohombohana mba ho fisoloana anao sy knib ahy koa
Haleloia Izy noMpamonjy izao tontolo izao
(Chœur) Nitsangan’Izy ; Nitsangan’Izy ; Nitsangan’Izy
O o o o AMEN
T : RAVELOSON Andrisoa H.
**************FMZ**************

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)Visites : 1140
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mamybernard
Date : 25/07/2020 00:02