AMEN (Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
AMEN AMEN AMEN AMEN AMEN (HALELOIA)
AMEN AMEN AMEN AMEN AMEN
(Solo) Lay Jesosy fony mbola zaza
Natory ambilona na dia Mpanjaka aza
bmclv Namaky baiboly gag’ery gag’ery reo olon-kendry
(Solo) O o ary dia nitory ; o sy niantso olon’ory
Fa Mpamonjy tena tia (Fa Mpamonjy tena tia)
Niasa sy nihafy nenjehina tononkira.serasera.org mafy (Nefa tsy meloka)
Tsy meloka ; tsy meloka ; omeo voninahitr’Izy
(Chœur) REF : AMEN…
(Solo) Maty nohombohana mba ho fisoloana anao sy ahy koa
zarcua Haleloia Izy noMpamonjy izao tontolo izao
(Chœur) Nitsangan’Izy ; Nitsangan’Izy ; Nitsangan’Izy
O txefft o o o AMEN
T : RAVELOSON Andrisoa H.
**************FMZ**************

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Feo Mahafaly ny Ziona (FMZ)Visites : 1142
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mamybernard
Date : 25/07/2020 00:02