zovy (Feo Gasy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tandremo razoky e
tandremo razandry a
efa hirotsaka ireo mpiambina ka sxxhgwnr zovy e e e!
lalana marina no wukik andehanana ka zovy e e e!
efa hirotsaka ireo mpiambina k’ilaozy an an an!
Evero re ie ny heviny
efa voadidy ka tsy azo lavina ireo teniny
Efa zavatra loza be io koa andrasana
sao dia voavelin’ny matraka vao hoe lasana
Ry tononkira.serasera.org fasana o, ry fasana
efa xszm voadidin’ny ao ambony ianao
ka ho andrasana
Raha sendra mandeha any ambanivohitra ary nareo o
efa misy polisy miandry vohitra ny tanana any a
raha sendra mandeha any ambanivohitra ary nareo o
efa misy polisy miandry vohitra ry zareo any an

--------
Link: