Diso hevitra (Feo Fi APU Am)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
And 1:
Noheveriko fa tsy nisy izany Jehovah izany
Noheveriko Fa tsy nisy izany Jesosy izany
Noheveriko Fa tonga tonga ho Azy izao rehetra izao
Hay ve ka nisy nanao, izao tontolo izao
Ny fantatro oinwq dia ny olombelona eto an-tany
Ireo no natao hanjaka vbxaq hatrany hatrany
Dia tsy mba noeritreretiko akory fa hoe
Mbola misy lehibe noho ny olombelona
Ref: Diso hevitra aho
Eny diso aho ezctvj hatrizay
Diso hevitra aho
Hatrizay tsy nahafantarako izay
Diso hevitra aho
Eny diso aho hatrizay
Hatrizay tsy mba ninoako ny Ray
fa hoe Izy no Andriamanitra
tononkira.serasera.org
And 2
Noheveriko fa tsy misy izany fitsarana izany
Noheveriko fa rehefa dia maty dia maty ihany
Noheveriko fa tokana ihany izao fiainana izao
Hay ve ka mbola misy hafa ao ambadik'izao
Noheveriko fa anganongano baiboly io
Noheveriko fa ny kely saina no mino io
Noheveriko fa tsinontsinona izy io taloha
Hay ve ka tsara tokoa, sy mitondra zava-tsoa

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feo Fi APU AmHits : 720
Likes : 0 Like
Created by : Mahenitsoa
Date : 13/03/2024 08:14