TSY MENDRIKA (FEO DIMY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jeso tsy mendrika aho
hiantso ny anaranao
fa diso aho , jqxmw nanohitra
ny kyaom sitra-ponao ry Jeso
Nefa ny Tompo niteny tamiko fa
tsy ho avy hiantso nymarina
fa gzvynwl ny mpanota izay mibebaka
no voavotra
Ianao mafy fo tsy mety mino ny Ray
mba miova re fa ampy izay
fa Jeso Tompo mitady izay misy anao
na dia mpanota tononkira.serasera.org aza ianao
Menatra aho ry Jeso
noho ny toetra natao
tsy mendrika aho
ny ho zanakao
ninia nandositra anao
hiantso ny anaranao
fa diso aho , jqxmw nanohitra
ny kyaom sitra-ponao ry Jeso
Nefa ny Tompo niteny tamiko fa
tsy ho avy hiantso nymarina
fa gzvynwl ny mpanota izay mibebaka
no voavotra
Ianao mafy fo tsy mety mino ny Ray
mba miova re fa ampy izay
fa Jeso Tompo mitady izay misy anao
na dia mpanota tononkira.serasera.org aza ianao
Menatra aho ry Jeso
noho ny toetra natao
tsy mendrika aho
ny ho zanakao
ninia nandositra anao
--------
Rohy:
