Fa Kristy (FEO DIMY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa Kristy no tena antony ivelomako
Izy nanavotra ahy oh yeh
Jeso oh Mpanafaka ahy ianao
Mpamela ny heloko o
Vonona aho hanompo Anao
rktorb Tariho aho hanao izay sitrakao
hikatsaka ny fanjakan’ny Ray
zmwav omeo ahy finoana velona etrk
tononkira.serasera.org fa resinao ny fasana
Izy nanavotra ahy oh yeh
Jeso oh Mpanafaka ahy ianao
Mpamela ny heloko o
Vonona aho hanompo Anao
rktorb Tariho aho hanao izay sitrakao
hikatsaka ny fanjakan’ny Ray
zmwav omeo ahy finoana velona etrk
tononkira.serasera.org fa resinao ny fasana
--------
Lien:
