Fa Kristy (FEO DIMY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa Kristy no tena antony ivelomako
Izy nanavotra ahy oh yeh
yovtbhz Jeso oh Mpanafaka ahy ianao
tononkira.serasera.org Mpamela ny heloko o
spnunz Vonona aho hanompo Anao
Tariho aho hanao izay sitrakao
nbiifhng hikatsaka ny fanjakan’ny Ray
omeo ahy finoana velona
fa resinao ny fasana
Izy nanavotra ahy oh yeh
yovtbhz Jeso oh Mpanafaka ahy ianao
tononkira.serasera.org Mpamela ny heloko o
spnunz Vonona aho hanompo Anao
Tariho aho hanao izay sitrakao
nbiifhng hikatsaka ny fanjakan’ny Ray
omeo ahy finoana velona
fa resinao ny fasana
--------
Link:
