Ampitomboy (Fehizoron'i Ziona (FZ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Maty ilay otmq notompoina Jesoa ‘lay novonoina
Menatra natahotra ‘reo mpianatra
Nihidy an-trano mafy, ory sy nitomany
Moa ve tsy fombantsika koa izany?
Kely finoana isika raha tojo ady sarotra
Tsy mahazaka eso latsa
Kanefa dwvogmv miseho ho tena ho mpivavaka mahafatra-po
Jesoa, Jesoa, ampitomboy ny finoanay
2. Jesoa wxrpo ‘lay tompontsika nitsangana tamin’ny maty
Nisalasala tononkira.serasera.org indray ingahy Tomasy
Raha tsy nitsapatsapa tsy nino ilay Mpanjaka
Moa ve tsy fombantsika koa izany?
Ny zavatra hita maso no indraindraina ety
Manjary adino ny antso
Kanefa sambatra izay tsy nahita nefa nino

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Fehizoron'i Ziona (FZ)Visites : 2069
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : pusseauboy
Date : 11/04/2017 18:18