Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ampitomboy (Fehizoron'i Ziona (FZ))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Maty ilay notompoina Jesoa ‘lay novonoina
Menatra natahotra ‘reo mpianatra
Nihidy an-trano mafy, ory sy nitomany
Moa ve tsy fombantsika koa izany?
Kely finoana isika raha tojo ady sarotra
Tsy mahazaka eso latsa
Kanefa miseho ho tena ho mpivavaka mahafatra-po
Jesoa, Jesoa, ampitomboy ny rjkhia finoanay
2. Jesoa ‘lay tompontsika nitsangana tamin’ny maty
Nisalasala indray ingahy Tomasy
Raha tsy nitsapatsapa tsy nino ilay Mpanjaka
Moa ve tsy fombantsika koa tononkira.serasera.org izany?
Ny zavatra ppapxchx hita maso no indraindraina ety
Manjary adino ny antso
Kanefa sambatra izay tsy nahita nefa nino
Jesoa, gpsvc Jesoa, ampitomboy ny finoanay

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Fehizoron'i Ziona (FZ)Visites : 2070
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : pusseauboy
Date : 11/04/2017 18:18