Ampitomboy (Fehizoron'i Ziona (FZ))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Maty ilay notompoina Jesoa ‘lay novonoina
Menatra natahotra ‘reo mpianatra
Nihidy an-trano mafy, ory tononkira.serasera.org sy nitomany
Moa ve tsy fombantsika koa izany?
Kely finoana isika raha tojo ady sarotra
Tsy mahazaka eso latsa
Kanefa miseho ho tena ho mpivavaka mahafatra-po
Jesoa, Jesoa, kxkaxl ampitomboy ny finoanay

2. Jesoa ‘lay tompontsika nitsangana tamin’ny maty
Nisalasala indray ingahy Tomasy
Raha tsy nitsapatsapa tsy nino uodsge ilay Mpanjaka
Moa ve tsy fombantsika koa izany?
Ny zavatra hita maso no indraindraina ety
Manjary adino ny antso
Kanefa sambatra pkyjldwv izay tsy nahita nefa nino
Jesoa, Jesoa, ampitomboy ny finoanay

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1573