You are here: home > Tononkira > Farakely

Ho mafy orina (with Do Rajohnson) (Farakely)

Ela tokoa no tsy mba niarahantsika roa
Toy ny olona mifankatò mmh
Asa sarotra angah?
Fa faly aho f'ianao toa ahy
Ela isika no nifampizaha

Refrain:
Ka andeha
hanamafy ilay fitiavana efa nisy hatrizay
Fa ny antsika roa
Efa ela no niorina lalina tao am-po
Mba ho mafy orina kokoa

Toa ilaTsiky dia ampyy voalohany
Havaoziko aminao indray lay fitia
Tsisy niova na kely aza aky
Toa anao aho tsy mbola niova ilay eny natao
Tsarovy foana fa tiako ianao

Refrain:....

Ny antsika tsy ho ravan'ny fotoana
Ireo fahoriana handalo, ho zava-poana
Raha mbola ianao no anoloana
N'iza n'iza, ho resy mora foana

Refrain:...X2

Mpihira : Farakely
Mpamaky : 3530
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : tsirifara
Tamin'ny : 07/03/2020 21:31:18
ID : 12594

Henoina (sombiny)

Sombiny ihany aloha no henonao eto fa azonao alahatra ao amin'ny RadioVazoGasy

Alaharo ao amin'ny RadioVazoGasy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo