Salamo 103 (Misaora an'i Jehovah ry fanahiko) (Fara Andriamamonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaora an’i Jehovah ry, ry fanahiko
Ary izay rehetra ato anatiko, misaora ny anarany masina
Misaora an’i Jehovah ry, ry fanahiko
Ary aza misy adinoinao ny fitahiany tononkira.serasera.org rehetra.
Izay mamela ny helokao rehetra, ‘zay manasitrana ny aretinao rehetra
Izay qbjupah mitondra famonjena feno ho anao, Haleloia.
Izay mamela ny helokao rehetra, ‘zay manasitrana ny aretinao rehetra.
Izay mitondra famonjena feno ho anao, Haleloia.
Famonjena feno ho anao (mamaly Tiana : famonjena feno ho anao)
Famonjena feno ho anao
Izay mamela ny helokao rehetra,
‘zay manasitrana jzzodpn ny aretinao rehetra
Izay mitondra famonjena feno ho nouzla anao
(Famonjena feno ho anao) x2 HALELOIA.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fara AndriamamonjyVangy : 11683
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : sarobidy
Daty : 10/10/2008 16:22