Salamo 103 (Misaora an'i Jehovah ry fanahiko) (Fara Andriamamonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaora an’i Jehovah ry, ry fanahiko
Ary izay rehetra ato anatiko, misaora ny anarany masina
Misaora an’i Jehovah ry, ry fanahiko
Ary aza misy adinoinao ny fitahiany rehetra.
Izay mamela ny helokao rehetra, ‘zay manasitrana ny aretinao rehetra
Izay mitondra famonjena feno ho nzuhs anao, Haleloia.
Izay mamela ny helokao tononkira.serasera.org rehetra, ‘zay manasitrana ny kcyxyrls aretinao rehetra.
Izay mitondra famonjena feno ho anao, pzjtyz Haleloia.
Famonjena feno ho anao (mamaly Tiana : famonjena feno ho anao)
Famonjena feno ho anao
Izay mamela ny helokao rehetra,
‘zay manasitrana ny aretinao rehetra
Izay mitondra famonjena feno ho anao
(Famonjena feno ho anao) x2 HALELOIA.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Fara AndriamamonjyVisites : 11850
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : sarobidy
Date : 10/10/2008 16:22