Salamo 103 (Misaora an'i Jehovah ry fanahiko) (Fara Andriamamonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaora an’i Jehovah ry, ry fanahiko
Ary izay rehetra ato anatiko, misaora ny anarany masina
Misaora an’i Jehovah ry, ry fanahiko
Ary aza misy adinoinao ny fitahiany rehetra.
Izay mamela ny helokao rehetra, tononkira.serasera.org ‘zay manasitrana ny aretinao rehetra
Izay mitondra famonjena feno ho anao, Haleloia.
Izay payxpep mamela ny bqzrcmhz helokao rehetra, ‘zay manasitrana ny aretinao rehetra.

Famonjena feno ho anao (mamaly Tiana : famonjena feno ho anao)
Famonjena feno ho anao
Izay mamela ny jjywwwyr helokao rehetra,
‘zay manasitrana ny aretinao rehetra
Izay mitondra famonjena feno ho anao
(Famonjena feno ho anao) x2 HALELOIA.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Fara AndriamamonjyHits : 11499
Likes : 0 Like
Created by : sarobidy
Date : 10/10/2008 16:22