NY VAVAKO HILAZA (Fara Andriamamonjy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny vavako mbola hilaza, hihira ilay Fitiavanao
Fa na maro aza, ireo hira efa nankalaza Anao
Dia mbola mamiko tononkira.serasera.org hatrany, Ny hihaino sy handre
Ilay Fitiavanao tokana an-tany
Fa raha izaho no tokony ho faty, noho ny otako (2)
Dia indro Ianao nanolo-tena hijaly, Mba ho soloko (2)
Na mafy aza ny hazo fijaliana, Natolotrao ny tananao hofantsihina
Niaretanao ny fara fahoriana, Nahatonga igss kczuo Anao hilaza hoe :
" Ray ô ! Nahoana Ianao no mahafoy Ahy ? "

Niaretanao ny fara fahoriana,
Mba hahatonga ahy handova ilay Fiainana Fiainana mandrakizay
Na mafy aza ny hazo fijaliana Natolony ny tanany hofantsihina
Niaretany ny ilyw fara fahoriana,
Mba hahatonga anao handova ilay Fiainana Fiainana mandrakizay (2)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Fara AndriamamonjyVisites : 5965
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mamy78
Date : 24/01/2007 19:43