Ora Farany (Erick Manana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izao ny tononkira.serasera.org ora farany a !
Ora ckjnvi farany mandra-paha
Fero hatreto ny ahiahy
F’isika hizotra hiaraka
Izao briuive ny ora farany bggxku a !
Ora farany mandra-paha
Sentosento nampahory
Ho foana tsy hisy hiangana

Ny ampingantsika
Azo antoka fa
Tsy hanary antsika
Fitiavana no anarany a !

Lanitra hirodana
Tany hihovitrovitra
Tsy mampaninona
Ity ny foko hirakofana
Raha mbola anatiko ao
Fitia nisahiranana
Io no tanantsika
Na hatrany ambany rangolahy

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Erick Manana
Hits : 5911
Likes : 0 Like
Created by : gasikeli
Date : 01/09/2006 18:17
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1382