You are here: home > Tononkira > Erick Manana

Ho andriko (Erick Manana)

Ho andriko e
Na haniry lomotra aza ny foko re
Na hatrany am-pasana aza ho andrasako e
Mbola hiverina ianao fa fantatro e
Ho andriko e
Ho avelako hifandimby ny volana e
Hivadika ny taona tsy olana e
Fantaro fa izaho tsytononkira.serasera.org hionona e
Ny fiverenanao no antony iaretako izao
Tsy fidiny ahy fa mbola tia anao
Aza avela hangaina aho fa miandry anao
Ny fiverenanao no antony iaretako izao
Tsy fidiny ahy fa mbola tia anao
Aza avela hangaina aho fa miandry anao
Ho andriko e

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Erick Manana
Mpamaky : 2784
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 15/10/2002 14:30:28
ID : 1146

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo