Andao raha sahy (Erick Manana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ANDAO RAHA SAHY

Andao ianao raha sahy hanaraka e
Andao raha sahy angony ny entana e
Andao raha tononkira.serasera.org sahy tapaho izay hevitra e
Andao raha sahy hikopak'elatra ô

Milaza ianao fa tia ka miandry aho e
Milaza ianao fa tia na aiza aleha e
Milaza ianao fa tia ka ho itako e
Milaza ianao fa tia ka tamy aho e

Tandremo anefa fa ho mazana ô
Ny lalana hombako sarotra e
Izay hiafarany ka tsy kdsjbu fantatro ô, ie eee
Fa honohono, ankamantatra e

Fa ndrao ianao ho tonga nenina ô
Hiantso agskuqy mama atsasa-dalana ô
Raha be qfbv ahiahy dia aleo mipetraka e, iô ôôô
Tsofiko rano raha matahotra ô

Andao ....
Milaza ....
Tandremo ....
Fa ndrao ....

Andao raha sahy, andao raha sahy, andao raha sahy
Andao raha sahy, raha sahy, raha sahy
Andao raha sahy, andao raha sahy, andao raha sahy
Andao raha sahy, raha sahy, raha sahy
Andao raha sahy, andao raha sahy, andao raha sahy
Andao raha sahy, raha sahy, raha sahy
Andao raha sahy, andao raha sahy, andao raha sahy
Andao raha sahy, raha sahy, raha sahy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0122