Andao raha sahy (Erick Manana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ANDAO RAHA SAHY
Andao ianao raha sahy hanaraka e
Andao raha sahy lwdtrk angony ny entana e
Andao raha sahy tapaho izay hevitra e
Andao raha sahy hikopak'elatra ô
Milaza ianao fa tia ka miandry aho e
Milaza ianao fa tia na aiza aleha e
Milaza ianao fa tia ka ho itako e
Milaza ianao fa tia ka tamy aho e
Tandremo anefa fa ho mazana ô
Ny lalana hombako sarotra e
Izay hiafarany ka tsy fantatro ô, ie eee
Fa honohono, ankamantatra e
Fa ndrao ianao ho tonga nenina ô
Hiantso mama fvov atsasa-dalana ô
Raha be ahiahy dia aleo mipetraka e, iô ôôô
Tsofiko rano raha matahotra ô
Andao ....
Milaza tononkira.serasera.org ....
Tandremo ....
Fa grnpe ndrao ....
Andao raha sahy, andao raha sahy, andao raha sahy
Andao raha sahy, raha sahy, raha sahy

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Erick MananaHits : 3065
Likes : 0 Like
Created by : Raiane
Date : 07/04/2023 18:33