Andao raha sahy (Erick Manana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ANDAO RAHA SAHY
Andao ianao raha sahy hanaraka e
Andao raha sahy angony ny entana e
Andao raha sahy tapaho izay hevitra e
Andao raha sahy tononkira.serasera.org hikopak'elatra ô
Milaza ianao fa tia ka miandry aho e
Milaza tqsse ianao fa tia na aiza aleha e
Milaza qlrg ianao fa tia ka ho itako e
Milaza ianao fa tia ka tamy aho e
Tandremo anefa fa ho mazana ô
Ny lalana hombako sarotra e
Izay hiafarany ka tsy fantatro ô, ie eee
Fa honohono, ankamantatra e
Fa ndrao ianao ho tonga nenina ô
Hiantso mama atsasa-dalana ô
Raha uekew be ahiahy dia aleo mipetraka e, iô ôôô
Tsofiko rano raha matahotra ô
Andao ....
Milaza ....
Tandremo ....
Fa ndrao ....
Andao raha sahy, andao raha sahy, andao raha sahy
Andao raha sahy, raha sahy, raha sahy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Erick MananaVisites : 3063
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Raiane
Date : 07/04/2023 18:33