Zagnahary Mahery (Emit Mikalo Fiderana(EMIFI))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ZAGNAHARY MAHERY

E e ia ee, e e ia …… E e ia e, e e ia
Misy koragna ambara antsika niany e, Mahery ny Tompo ô ! e ia
E e ia e e, mahery ny Tompo ô ! e ia
Vaôvaô mahafaly e ia e e, Mahery ny Tompo ô ! e ia
E e ia e e, mahery ny Tompo ô ! e ia

1. Tamin’ny andra vôalôhany e ia, izy e nampisy ny mazava
Tamin’ny andra vôalôhany e ia, izy e nampisy ny mazava
(ou i e..)Tamin’ny andra faharôa e ia, nanaô ny lanitra sy ny tany e izy e
Tamin’ny andra faharôa e ia, nanaô ny lanitra sy ny tany e izy e
Hitany donc fa tsara zegny zaka jiaby nataôny e ia !

Ref:
Mahery gny Tompo ô, ………… Mahery gny Tompotsika e ia
Mahery gny Tompo ô, ………….Mahery gny Tompotsika e ia
Tompon’ny zaka jiaby e ……….Mahery gny Tompotsika e ia
Tompon’ny zaka tsara a ……… Mahery gny Tompotsika e ia

2. Tamin’ny andra fahatelo ô ia, izy e nanaô ny zava-maniry e
Tamin’ny andra fahatelo ô ia, izy e nanaô ny zava-maniry e
(ou i e..)Tamin’ny andra fahaefatra e ia, izy e nagnamboàtra ny masoandra a
Tamin’ny andra fahaefatra e ia, izy e nagnamboàtra ny masoandra a
Hitany donc fa tsara zegny zaka jiaby nataôny e ia !

3. Tamin’ny andra fahadimy e ia, izy e nagnamboatra ny biby e
Tamin’ny andra fahadimy e ia, izy e nagnamboatra ny biby e
(ou i e..)Tamin’ny andra fahaenina e ia, izy nanaô ny zanak’olombelogno ô
Tamin’ny andra fahaenina e ia, izy nanaô ny zanak’olombelogno ô
Hitany donc fa tsara zegny zaka jiaby nataôny e ia !
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Emit Mikalo Fiderana(EMIFI)
Vangy : 259
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : fenosambatraelyse
Daty : 24/05/2022 20:30
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0739