Vavaka Manova Zavatra (Emit Mikalo Fiderana(EMIFI))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny vfum fiainan-tsika eto an-tany, dia feno hakiviana
Mandalo miserana ihany ka tsy azo hitokiana
Olana mianjady, kapoka sy ady sedra fijaliana
Fahoriana sesilany ôh ôh
Marary mafy mitomany ôh buzjp ôh ôh
Misy zava-mahaory
Mitranga miya amin’ny fiainanao
Manjaka ny asan’ny devoly
Mamatotra ny tananao
Lalan-tokana ihany no manafaka izany
Dia ny Tompo tononkira.serasera.org no antsoy hatrany
Na ao anaty haizim-pito ôh ôh ôh
Vavaka manova zavatra
Aretina mamirifiry ôh ôh ôh
Vavaka manova zavatra
Na fitsapana mahamay ôh ôh ôh
Vavaka manova zavatra
Fahorina sesilany ôh ôh ôh
Vavaka manova zavatra
Fa lehibe ny fitiavanao ry Ray ôh
Mamirapiratra aok’izany, ny hatsaram-ponao
Fanantenana hatrany hatrany
Eo amin’ny fiainanay eh
Ianao no toky sy andry iankinanay
Fanantenana hatrany hatrany
Eo amin’ny fiainanay eh
Ianao no hery sy ampinganay
Mandalo miserana ihany ka tsy azo hitokiana
Olana mianjady, kapoka sy ady sedra fijaliana
Fahoriana sesilany ôh ôh
Marary mafy mitomany ôh buzjp ôh ôh
Misy zava-mahaory
Mitranga miya amin’ny fiainanao
Manjaka ny asan’ny devoly
Mamatotra ny tananao
Lalan-tokana ihany no manafaka izany
Dia ny Tompo tononkira.serasera.org no antsoy hatrany
Na ao anaty haizim-pito ôh ôh ôh
Vavaka manova zavatra
Aretina mamirifiry ôh ôh ôh
Vavaka manova zavatra
Na fitsapana mahamay ôh ôh ôh
Vavaka manova zavatra
Fahorina sesilany ôh ôh ôh
Vavaka manova zavatra
Fa lehibe ny fitiavanao ry Ray ôh
Mamirapiratra aok’izany, ny hatsaram-ponao
Fanantenana hatrany hatrany
Eo amin’ny fiainanay eh
Ianao no toky sy andry iankinanay
Fanantenana hatrany hatrany
Eo amin’ny fiainanay eh
Ianao no hery sy ampinganay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Emit Mikalo Fiderana(EMIFI)Hits : 3913
Likes : 1 Like
Created by : fenosambatraelyse
Date : 31/08/2021 12:08
