Jesosy tsy mandao (Emit Mikalo Fiderana(EMIFI))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Olombelona nofo aman-dra re aho re ry Ray ôh
Tsy tateraka nefa hiezaka ao Aminao eh
Ity fiainana feno faharatsiana amin'izao eh
Mba jereo fa mijaly rahatoa ka ilaozanao

Ref :
Mariny e, fa Jesosy
Ilay tokana tsy mba manary anao amin’ny sarotra eh
Atolory eo atanany ny fiainanao re rahavako ô
Manatona fa izy no topon’ny fiananao

2. Olombelona nofo aman-dra re aho re ry Ray ôh
Tsy tateraka nefa iezaka ao aminao eh
Ity fiainana feno faharatsina amin'zao eh
Mba jereo fa mijaly rahatoa ka ilaozanao

Ref :
Mariny e, fa Jesosy
Ilay tokana tsy mba manary anao amin’ny sarotra eh
Atolory eo atanany ny fiainanao re rahavako ô
Manatona fa izy no topon’ny fiananao
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0757