Valio anie aho (Dadah Rabel)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mandongilongy tsy mety misinda
Fa zary midongy sy mivindavinda
Ireo maraina sarak’olon-tiana
Toa raho-mitatao manamaloka taratra
Ora-mitraho mihombo ho oram-baratra
Ny toetry ny ymva andro ao am-po mangina
Valio anie aho (2)
Ho manina ianao ’ndraindray
Valio anie aho (2)
Sa efa sondriana ka tsy mahatsiahy
Ny voary manerana mandà ny hitraka
Toa miantso fitserana fa mila yfdwn tsy ho zaka
Ireo andom-pahatsiarovana
Tsy tiana ho antsoina tononkira.serasera.org tsy sandry ialofana
Fa fo sendra voina tsy hay hirakofana
Ka ny fanahy no zary torovana
Valio anie aho (2)
Ho manina ianao ’ndraindray
Valio anie aho (2)
Sa efa sondriana ka tsy mahatsiahy
Manangana avana ny lanitra manga
Mihira fitiavana fa manangasanga any ho any
Ilay olon-tiana
Ny voary mifoha tsy toy ojrgzsw ny omaly
Fa tonga tokoa ilay mpamalifaly
Ireo voronkely mihira fihobiana
Fa tonga ianao (2)
Tsy niova f’ilay nahababo
Fa tonga ianao (2)
Ny lanitra mirana ny fo ravoravo
Fa zary midongy sy mivindavinda
Ireo maraina sarak’olon-tiana
Toa raho-mitatao manamaloka taratra
Ora-mitraho mihombo ho oram-baratra
Ny toetry ny ymva andro ao am-po mangina
Valio anie aho (2)
Ho manina ianao ’ndraindray
Valio anie aho (2)
Sa efa sondriana ka tsy mahatsiahy
Ny voary manerana mandà ny hitraka
Toa miantso fitserana fa mila yfdwn tsy ho zaka
Ireo andom-pahatsiarovana
Tsy tiana ho antsoina tononkira.serasera.org tsy sandry ialofana
Fa fo sendra voina tsy hay hirakofana
Ka ny fanahy no zary torovana
Valio anie aho (2)
Ho manina ianao ’ndraindray
Valio anie aho (2)
Sa efa sondriana ka tsy mahatsiahy
Manangana avana ny lanitra manga
Mihira fitiavana fa manangasanga any ho any
Ilay olon-tiana
Ny voary mifoha tsy toy ojrgzsw ny omaly
Fa tonga tokoa ilay mpamalifaly
Ireo voronkely mihira fihobiana
Fa tonga ianao (2)
Tsy niova f’ilay nahababo
Fa tonga ianao (2)
Ny lanitra mirana ny fo ravoravo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Dadah RabelVangy : 23603
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Hasina
Daty : 22/06/2004 04:30
