Jehovah ô! (CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe))

https://tononkira.serasera.org/hira/cnff-chorale-ny-feo-fihavaozana-flmak-ambohimena-antsirabe/jehovah-

1- Jehovah ô, jehovah ô!
efa naneho fitia tamin'ny taninao (ianao)
voahaisotra ny heloky ny olonao
voasarona ny fahotany rehetratononkira.serasera.org

réf: Efa nampijanona ny fahatezeranao
Ny fahatezeranao rehetra ianao
miverena aminay ry A,driamanitry ny famonjena
ry Andriamanitry ny famonjena anay ô!

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe)
Mpamaky : 71
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Valova
Tamin'ny : 14/10/2020 19:46:25
ID : 13104

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo