Jehovah ô! (CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Jehovah ô, jehovah ô!efa naneho fitia tamin'ny taninao (ianao)
voahaisotra ny heloky ny olonao
voasarona ny fahotany rehetra
réf: Efa nampijanona ny fahatezeranao
Ny fahatezeranao rehetra ianao
miverena aminay ry A,driamanitry ny famonjena
ry Andriamanitry ny famonjena anay ô!
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe)Hits : 613
Likes : 1 Like
Created by : Valova
Date : 14/10/2020 21:46