VOANKAZON’NY Fanahy (CMJ)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
And1
Tompo inty aho amboary ho Anao
Fa te hamoa hatrany hatrany aho ho Anao
Ny Fiainako dia tiako mba ho Anao
Izay rehetra ataoko tiako ho tantananao

Ref
Indro ny tananao ( Fa mitsotra hanadio ahy )
Mba Raiso aho ho Anao ( Indro tiubcrcu ny foko honenanao )
Ny Fiadananao ( Handrakotra ny fiainanay )
Ary hamaka anatiko ao, ka hamoa sy hitoetra aho eo akaikinao



And2
Fanahy mahery ao anatiko aho
Oh velomy hatrany ny mpanomponao
Mba ho tena qumjlbt voankazo avy aminao
Ka hiroborobo anaty hatsaranao

Ka hamoha sy hitoetra hamaka tsara tononkira.serasera.org zbszcokv hiroborobo eo akaikinao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : CMJ
Vangy : 140
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tolotriniavo11
Daty : 02/07/2026 11:39
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.049