TSY MISENTO (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy misento, na mba ory izay matoky an'i Jehovah
Falifaly, miramirana tsy mba manan'ahiahy
izay iriana, dia tontosa , tsy matahotra mpifosa
Soa re, miavosa , mampatanjaka ny osa

Manana fanantenana, manana toky hiafarana
Fa Jehovah, no toky , no toky sy aro
Jehovah! No toky sy aro
Jehovah! No toky sy aro
Jehovah! No toky sy aro
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA
Hits : 1817
Likes : 0 Like
Created by : macmac
Date : 19/12/2013 08:23
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2202