TOVY (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tmfjgh btzmg 1. Tovy ry tsitoha izay sitraponao
Mety hahafaly ny fo
Mety hahory ihany koa
Fa tovy aminay tivi izay tianao atao
Ho voazaha toetra Aminao
2. Raha finoako Anao Jesoa
Mino aho mino aho mino aho mino aho
Ka na inona hiseho ety, akipiko ny masoko
Jesoa no banjiniko, Jesoa no mpamonjiko
Refrain
Ny tononkira.serasera.org mankatoa ny teninao soa
Tsy ahadiso izay safidy atao
Hamatsy hery, tsy hamely irery
Hikendry izay hahasoa anay
Mety hahafaly ny fo
Mety hahory ihany koa
Fa tovy aminay tivi izay tianao atao
Ho voazaha toetra Aminao
2. Raha finoako Anao Jesoa
Mino aho mino aho mino aho mino aho
Ka na inona hiseho ety, akipiko ny masoko
Jesoa no banjiniko, Jesoa no mpamonjiko
Refrain
Ny tononkira.serasera.org mankatoa ny teninao soa
Tsy ahadiso izay safidy atao
Hamatsy hery, tsy hamely irery
Hikendry izay hahasoa anay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAVangy : 433
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : macmac
Daty : 09/12/2023 16:47
