MIFOHAZA (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ycuwp Mifohaza,mifohaza
Tafio ysauz ny herinao ry Ziona o
Ry Ziona o, Ry tononkira.serasera.org Ziona o
Tafio ny herinao ry Ziona o
Tafio ny fitafianao tsara tarehy
Ry Jerosalema o
Ry Jerosalema o
Ry Jerosalema masina
Ahintsano ny vovoka hiala
Ahintsano ny vovoka hiala
Amin’ny owlpjn tenanao
Ka mitsangana ary mipetraha
Ry Jerosalema o
Tafio ysauz ny herinao ry Ziona o
Ry Ziona o, Ry tononkira.serasera.org Ziona o
Tafio ny herinao ry Ziona o
Tafio ny fitafianao tsara tarehy
Ry Jerosalema o
Ry Jerosalema o
Ry Jerosalema masina
Ahintsano ny vovoka hiala
Ahintsano ny vovoka hiala
Amin’ny owlpjn tenanao
Ka mitsangana ary mipetraha
Ry Jerosalema o
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAVangy : 1035
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : macmac
Daty : 11/06/2015 09:41
