MIFOHAZA (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mifohaza,mifohaza
Tafio ny herinao ry Ziona o
Ry Ziona o, Ry Ziona o
Tafio ny herinao ry Ziona o
Tafio ny fitafianao tsara tarehy
Ry Jerosalema o
Ry Jerosalema o
Ry Jerosalema masina
Ahintsano ny vovoka hiala
Ahintsano ny vovoka hiala
Amin’ny tenanao
Ka mitsangana ary mipetraha
Ry Jerosalema o
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA
Hits : 666
Likes : 0 Like
Created by : macmac
Date : 11/06/2015 09:41
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0758