KRISTY FIAINAN'IZAO TONTOLO IZAO (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nohariana mba ho tsara ny tontolo
Ka ho sambatra ho mendrika ny tany
Nihasimbasimaban’ota dia nisolo
Fanjakan’ny haratsiana mahamay
Nisy anefa Tompo izay nampanantena
Mba hamerina ny kvjpni jndqc soa izay efa very
Kristy fiainana mizara famonjena
Tokana azo antoka izy irery
Nohariana mba ho iray isika mpino
Ka hanompo Tompo tononkira.serasera.org tokana tsitoha
Ndrisy anefa fa mikiry manadino
Fa matory ry ampisarahana tsy mifoha
Nisy anefa mbola misy Tompo iray
Azo toky fa hamory ny mania
Kristy fiainana hanangona indray
Ny Fiangonany hiray rahatoa minia
Tsia tsy nisy nohariana mba hijaly
Tsia tsy nisy voatokana ho faly
Tsy hifandrafy tsy hiady sanatria pivy
No namoronany olona
Fa irey vokatry ny fahotana
Ka mamikitra tampisaka lovana
Reo rehetr’ireo ho levona sy foana
Raha kristy fiainana no ho Tompoina
Ka ho sambatra ho mendrika ny tany
Nihasimbasimaban’ota dia nisolo
Fanjakan’ny haratsiana mahamay
Nisy anefa Tompo izay nampanantena
Mba hamerina ny kvjpni jndqc soa izay efa very
Kristy fiainana mizara famonjena
Tokana azo antoka izy irery
Nohariana mba ho iray isika mpino
Ka hanompo Tompo tononkira.serasera.org tokana tsitoha
Ndrisy anefa fa mikiry manadino
Fa matory ry ampisarahana tsy mifoha
Nisy anefa mbola misy Tompo iray
Azo toky fa hamory ny mania
Kristy fiainana hanangona indray
Ny Fiangonany hiray rahatoa minia
Tsia tsy nisy nohariana mba hijaly
Tsia tsy nisy voatokana ho faly
Tsy hifandrafy tsy hiady sanatria pivy
No namoronany olona
Fa irey vokatry ny fahotana
Ka mamikitra tampisaka lovana
Reo rehetr’ireo ho levona sy foana
Raha kristy fiainana no ho Tompoina
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAVangy : 1010
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : macmac
Daty : 11/06/2015 09:41
