KRISTY FIAINAN'IZAO TONTOLO IZAO (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nohariana mba ho tsara ny tontolo
Ka ho sambatra ho mendrika ny tany
Nihasimbasimaban’ota dia nisolo
Fanjakan’ny haratsiana mahamay
Nisy anefa Tompo izay nampanantena
Mba hamerina ny soa izay efa very
Kristy fiainana mizara famonjena
Tokana azo antoka izy irery
Nohariana mba ho iray isika mpino
Ka hanompo Tompo tokana tsitoha
Ndrisy anefa fa mikiry manadino
Fa matory ry ampisarahana tsy mifoha
Nisy anefa mbola misy Tompo iray
Azo toky fa hamory ny mania
Kristy fiainana hanangona indray
Ny Fiangonany hiray rahatoa minia
Tsia tsy nisy nohariana mba lozrn hijaly
Tsia tsy nisy voatokana ho faly
Tsy hifandrafy tsy hiady sanatria
No namoronany olona
Fa irey vokatry ny fahotana
Ka mamikitra tampisaka lovana
Reo hgsae rehetr’ireo ho mgxap levona sy foana
Raha kristy fiainana tononkira.serasera.org no ho Tompoina
Ka ho sambatra ho mendrika ny tany
Nihasimbasimaban’ota dia nisolo
Fanjakan’ny haratsiana mahamay
Nisy anefa Tompo izay nampanantena
Mba hamerina ny soa izay efa very
Kristy fiainana mizara famonjena
Tokana azo antoka izy irery
Nohariana mba ho iray isika mpino
Ka hanompo Tompo tokana tsitoha
Ndrisy anefa fa mikiry manadino
Fa matory ry ampisarahana tsy mifoha
Nisy anefa mbola misy Tompo iray
Azo toky fa hamory ny mania
Kristy fiainana hanangona indray
Ny Fiangonany hiray rahatoa minia
Tsia tsy nisy nohariana mba lozrn hijaly
Tsia tsy nisy voatokana ho faly
Tsy hifandrafy tsy hiady sanatria
No namoronany olona
Fa irey vokatry ny fahotana
Ka mamikitra tampisaka lovana
Reo hgsae rehetr’ireo ho mgxap levona sy foana
Raha kristy fiainana tononkira.serasera.org no ho Tompoina
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAHits : 1076
Likes : 0 Like
Created by : macmac
Date : 11/06/2015 09:41
