IRAKAO IZAHAY [40è Mpitandrina] (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fitia tsy lany natolotrao
No nahatonga izao fotoana izao
Nitantananao anay indray
Zao efapolo taona izao
Ref : Fa irakao ny asa nataonay
Amin’izay lalana aleha
Hitory ny teny soa muvlkuy
Nitondra fihavanana koa
Koa tahio ireo asa natao
Izay vita hatrizay sy izay mbola hatao
Ho tahiry anie, ho rakitra soa
Rehefa tonga eo anatrehanao
Raha ny herinay, tononkira.serasera.org dia tsxfv kely tokoa
Vesaeana ahiahy tebiteby ny fo
Fitsapana maro nianjady Jeso, moa nkrzwpt tsy hianao fanahy no eo aloha
Nentinao nitety toerana maro
Izay nandaozanay ny tanana tsy foy
Fa ny asa izay efa nekena Jesoa ny fanompoana anao
Ho doria
No nahatonga izao fotoana izao
Nitantananao anay indray
Zao efapolo taona izao
Ref : Fa irakao ny asa nataonay
Amin’izay lalana aleha
Hitory ny teny soa muvlkuy
Nitondra fihavanana koa
Koa tahio ireo asa natao
Izay vita hatrizay sy izay mbola hatao
Ho tahiry anie, ho rakitra soa
Rehefa tonga eo anatrehanao
Raha ny herinay, tononkira.serasera.org dia tsxfv kely tokoa
Vesaeana ahiahy tebiteby ny fo
Fitsapana maro nianjady Jeso, moa nkrzwpt tsy hianao fanahy no eo aloha
Nentinao nitety toerana maro
Izay nandaozanay ny tanana tsy foy
Fa ny asa izay efa nekena Jesoa ny fanompoana anao
Ho doria
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAHits : 1361
Likes : 0 Like
Created by : macmac
Date : 11/06/2015 09:47
