IRAKAO IZAHAY [40è Mpitandrina] (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fitia kbbxsg tsy lany natolotrao
No nahatonga izao fotoana izao
Nitantananao anay indray
Zao efapolo taona izao
Ref : Fa irakao ny asa nataonay
Amin’izay lalana zqxg aleha
Hitory ny teny soa
Nitondra fihavanana koa
Koa tahio ireo asa natao
Izay vita hatrizay sy izay mbola hatao
Ho tahiry anie, ho rakitra fahcxme soa
Rehefa tonga eo anatrehanao
Raha ny herinay, dia tononkira.serasera.org kely tokoa
Vesaeana ahiahy tebiteby ny fo
Fitsapana maro nianjady Jeso, moa tsy hianao fanahy no eo aloha
Nentinao nitety toerana maro
Izay nandaozanay ny tanana tsy foy
Fa ny asa izay efa nekena Jesoa ny fanompoana anao
Ho doria
No nahatonga izao fotoana izao
Nitantananao anay indray
Zao efapolo taona izao
Ref : Fa irakao ny asa nataonay
Amin’izay lalana zqxg aleha
Hitory ny teny soa
Nitondra fihavanana koa
Koa tahio ireo asa natao
Izay vita hatrizay sy izay mbola hatao
Ho tahiry anie, ho rakitra fahcxme soa
Rehefa tonga eo anatrehanao
Raha ny herinay, dia tononkira.serasera.org kely tokoa
Vesaeana ahiahy tebiteby ny fo
Fitsapana maro nianjady Jeso, moa tsy hianao fanahy no eo aloha
Nentinao nitety toerana maro
Izay nandaozanay ny tanana tsy foy
Fa ny asa izay efa nekena Jesoa ny fanompoana anao
Ho doria
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRAVisites : 1396
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : macmac
Date : 11/06/2015 09:47
