EKEO RE EKEO RE (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA [FJKM Ziona Famonjena Imerintsiatosika])

Ny tompo mpanjakantsika ny famonjena, ekeo ekeo re
Manova ny fo ratsy ho volamena , ekeo ekeotononkira.serasera.org re

Ny fasana novohainy no filazana
Lazao Lazao re
Fa tsy nahatohitr’azy ny fahotana
Lazao lazao re, ka lazao re

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA [FJKM Ziona Famonjena Imerintsiatosika]
Mpamaky : 556
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : macmac
Tamin'ny : 11/06/2015 09:44:41
ID : 7541

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo