EKEO RE EKEO RE (Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny tompo mpanjakantsika ny famonjena, ekeo ekeo re
Manova ny fo ratsy ho volamena , ekeo ekeo re

Ny fasana novohainy no filazana
Lazao Lazao re
Fa tsy nahatohitr’azy ny fahotana
Lazao lazao re, ka lazao re
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Antokom-pihira ANDON'NY LANITRA
Visites : 1182
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : macmac
Date : 11/06/2015 09:44
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2777