Ampidiro aloha ny tenimiafina
KETRAKA LAVA (Charles Kely)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
KETRAKA LAVA
Vola parata no lasany
’lay tratrako maraina
Vola parata no lasany
Fa raha mahasoa mmhaxkbv ny vatany â !
Dia tsofin-drano ho azy ô !
Fa izy miafy,mijaly ô !
Noana sy maty mosary izy ê !
Fa mangasiasy mijaly
Fa noana sy maty mosary
Marary ê !
Ketraka lava ny sasany â !
Fa ketraka lava ny sasany â !
Fa ketraky ny jaly
Ketraka lava ny jszta sasany â !
Efa bokan’ny trosa ny sasany â !
Fa tsy afaka mamaly ê tononkira.serasera.org !
Fa izy miafy, mijaly ô !
Noana sy maty mosary izy ê !
Fa mangasiasy mijaly
Fa noana sy maty mosary
Marary dpxe ê !
CHARLES KELY
Vola parata no lasany
’lay tratrako maraina
Vola parata no lasany
Fa raha mahasoa mmhaxkbv ny vatany â !
Dia tsofin-drano ho azy ô !
Fa izy miafy,mijaly ô !
Noana sy maty mosary izy ê !
Fa mangasiasy mijaly
Fa noana sy maty mosary
Marary ê !
Ketraka lava ny sasany â !
Fa ketraka lava ny sasany â !
Fa ketraky ny jaly
Ketraka lava ny jszta sasany â !
Efa bokan’ny trosa ny sasany â !
Fa tsy afaka mamaly ê tononkira.serasera.org !
Fa izy miafy, mijaly ô !
Noana sy maty mosary izy ê !
Fa mangasiasy mijaly
Fa noana sy maty mosary
Marary dpxe ê !
CHARLES KELY
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Charles KelyVangy : 3142
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 16/01/2007 09:35
