NY HERINAO TOMPO 0163 (BOKIN-KIRA FIDERANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Ny herinao Tompo ô! no heriko
lanao mbola mampijoro ahy
Raha ny hery ao anaty, mety ho reraka
Fa lanao mbola famonjena ho ahy. (x2)

Fiv. Tompo ô! lanao no heriko
Ny tananao manohan'ahy
   Aza avela aho, hiala Aminao
Tompo ô! Fa eo Aminao
   lanao, no heriko.

2.Ny herinao Tompo ô! no heriko
lanao mbola mampijoro ahy
Raha ny hery ato anaty, mety ho reraka
Fa lanao mbola famonjena ho ahy.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0857