You are here: home > Tononkira > BOKIN-KIRA FIDERANA

Izaho tsy hahaefa (BOKIN-KIRA FIDERANA)

https://tononkira.serasera.org/hira/bokin-kira-fiderana/izaho-tsy-hahaefa

1.
O! Ry devoly e! ,
O! izaho tsy ahefa
Tsisy aferanao eto niany e !
Ale ianao mandeha afo be (2x)

2.
Mandiniha ianareo tovovavy
Ho avy ny fara andro
Tsy mahavonjy anao volamena
Aleo ianao mandeha l’eglizy e (x2)

3.
Mandiniha ianareo tovolahy é
Ho avy ny fara andro
Tsy mahaTsiky dia ampyvonjy anao disco
Aleo ianao mandeha l’eglizy e (x2)

4.
Mandiniha nareo anti-bavy!
Ho avy ny fara andro
Tsy mahavonjy anao re ny tromba
Mandeha hianao mandeha l’eglizy e (x2)

5.
Mandiniha hianareo anti-lahy
Ho avy ny fara andro
TSY nahavonjy anao ny sikidy e
Mandeha hianao mandeha l’eglizy e (x2)

Hevitra mandeha

njakatianaharisoa (21/03/2018 10:48:22)

raha haka io dikan'kira io @ taratasy

Tohiny

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : BOKIN-KIRA FIDERANA
Mpamaky : 2795
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : mbahoirayihanyizyrehetra
Tamin'ny : 14/04/2016 16:00:42
ID : 8313

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo