You are here: home > Tononkira > Black Jack's

Billy Billy (Black Jack's)

Toky tsy hita leitsy Billy no mampiasa loha azy
Hay fahita io leitsy Billy, mankaleo mankalao
Ny vao Billy anie mazana manaitra maso mahatamana
Fa toa feno hazavana

Ny zava-bita leitsy Billy dia tsy hitamberina intsony
Ny ho avy tsy hita leitsy Billy, ataovy zay ho ambony
Ny lasa leitsy homba ny lasa, ny ho vay indray izao no asa
Zay no ataovy fikasa

Billy Billy e (4)

tononkira.serasera.orgTsy taitra ialahy tsy maika Billy, zay tonga ihany tsy tara
Mafana be ny paika Billy, dia mbola misy ny anjara
Raha mbeso kely ialahy no voa, hahita aretin’andoha
Mety hivaha ihany koa

Billy Biily e (4)

Tano ny azo leitsy Billy fa sarotra izao ny mila
Andeha mba fetsifetsy Billy sao dia mba mivaralila
Ny manantena tsisy sarotra, ny lela aleti-behivavy
Ka miezaha mba migafy.

Billy Billy e (4)

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Black Jack's
Mpamaky : 1829
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : fanasina7
Tamin'ny : 17/11/2013 18:21:36
ID : 6412

Henoina (sombiny)

Sombiny ihany aloha no henonao eto fa azonao alahatra ao amin'ny RadioVazoGasy

Alaharo ao amin'ny RadioVazoGasy

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo