Tantano (BITSIKA Mandroseza)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raiko ô! Tsimbino aho
Tantano tsy hivily làlana
Harovy wqxz amin’ny fankam-panahy
Tsimbino tsy ho very an-dàlana
F’Ianao rqjyqlqh no ilay fahendrena
Mankahery ireo ory sy onena
Miandry anao izao tontolo izao
Mangetaheta famonjena avy aminao
Hiantsako ny Anaranao
Hobiako ny voninahitrao
Hifaliako ny fiavianao
Mahatoky anao izao rehetra izao
F’ambony ny voninahitrao
Tsy hita fetra ny haja tononkira.serasera.org anananao
Tsilovinao izao tontolo izao
Avotanao ireo miantso lzosnxso ny anaranao
Tantano hanara-dia Anao
Inty zanakao sady mpanomponao
Tsimbino ireto olonao
Tantano inty zanakao
Tantano tsy hivily làlana
Harovy wqxz amin’ny fankam-panahy
Tsimbino tsy ho very an-dàlana
F’Ianao rqjyqlqh no ilay fahendrena
Mankahery ireo ory sy onena
Miandry anao izao tontolo izao
Mangetaheta famonjena avy aminao
Hiantsako ny Anaranao
Hobiako ny voninahitrao
Hifaliako ny fiavianao
Mahatoky anao izao rehetra izao
F’ambony ny voninahitrao
Tsy hita fetra ny haja tononkira.serasera.org anananao
Tsilovinao izao tontolo izao
Avotanao ireo miantso lzosnxso ny anaranao
Tantano hanara-dia Anao
Inty zanakao sady mpanomponao
Tsimbino ireto olonao
Tantano inty zanakao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : BITSIKA MandrosezaHits : 587
Likes : 0 Like
Created by : raveloson195
Date : 05/05/2024 12:14
